4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hitanao ny aleha (original) - Mage 4

Tsy hitanao ny aleha



Tsy hitanao ny aleha

Tonga handona ahy ianao

Hitady hamerina ny lasa

Hiainana indray

Tomany ianao vao nahatsiahy

Marary izay vao sahy

Nilaza mbola tia



Fa tsapanao mba mamy ilay fitia nandena ny endriko hatrizay

Efa lazon’ny avonao

Ilay felany madio

Natokako ho anao



Tsy hisy hapangina eo

F’aza hitomanianao intsony

Izaho raha nitomany

Tsy mba nampiononinao

Dia aza tanana ela intsony aho

Fa mba maika toa ilay ianao

Tsy nety hijanona iny

Fa kamo aho raha fitiavana

efa lo

No ndeha homeko toerana  indray

Aza tsiny raha manda

Tsy te handray intsony aho

Ireto  tananao





Mage 4


Partager tsy hitanao ny aleha (original)

Commenter tsy hitanao ny aleha (original)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite